|
|
|
|

Teny iditra1  mandoa vory
Singan-teny  2 mandoa, 3 vory
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to froth at the mouth. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 écumer; baver. [1.8]
Voambolana  8  Fahasalamana

Fivaditsoratra  9 mandoa vory, 10 voandamory

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12